|
|
|
|

Entry mitahiry an-karon-doa-body
Part of speech locution
Elementary words mitahiry, harona, loaka, vody
 Enti-milaza izay olona tsy mba manangona fa mandany izay rehetra azony; tsy mba mitsitsy fa izay rehetra azo lanina avokoa [1.1]
 Se disait de ceux qui dépensent follement leurs biens [2.415]

Updated on 2025/10/11