| Entry | misy (isy) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Teny enti-milaza ny fijoroan' ny maha-izy ny zavatra iray: Misy Andriamanitra ~ Misy ny tody Teny ilazana ny maha-eo ny olona na zavatra iray na maro: Misy (olona) mitady anao ao an-tokotany Ary, teraka, velona: Tsy mbola nisy akory ianao tamin' izany fa aza miteny Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy rahampitso [1.1] | |||||||||
| There is, there are [1.7] | |||||||||
| Il y a, il y en a [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/06/16 |
|