|
|
|
|

Entry isy
Part of speech noun
 Ny fisiana (fampiasa taloha amin' ny fehezanteny toy ny hoe: Tsy isy rano ao an-tsinibe; tsy isy hijanona; izay novana taty aoriana ka natao hoe tsy misy: Tsy misy rano ao an-tsinibe, tsy misy mijanona).
Mitovy hevitra: kapoka iray ~ katroka iray ~ lasitra iray ~ navela tao ~ tsy misy fankaiza ~ tsy misy ivoasana [1.1]
Derivatives 

Entry isy
Part of speech interjection [Full list]
 Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny fahasosorana ary matetika no miaraka amin' ny fikifihana sy fandavana): Isy! ahoana no hampidirako an' iny olona tsy valahara iny an-trano [1.1]
 Alas! no! [1.7]
 Hélas! non! [1.8]

Entry isy
Part of speech noun
  [Tanala] Nofo (hena, voankazo): Ny ampalibe laha be isy ijay (mamy ny ampaly raha izy be voany izay) [1.78]
  [Sihanaka] Nofo [1.78]
Synonyms hisy

Updated on 2017/04/02