| Entry | misotro (sotro) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin' ny vava, dia mitelina: Misotro rano amin' ny zinga Misotro toaka: Mampalahelo fa nanjary nisotro Rakoto tato anatin' ny herintaona. [1.1] | |||||||||
| To drink [1.7] | |||||||||
| Boire [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/05/31 |
|