| Entry |
migoka
(goka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Misotro amim-pankasitrahana sy betsaka: Nigoka rano mangatsiaka ny anao vavy ka narary kibo [1.1]
|
| | To guzzle, to drink in abundance. [1.2]
|
| | To drink greedily [1.7]
|
| | Boire en abondance à longs traits [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany.
[2.471]
|
| 2 | Raha izahay ankizy no te hisotro mialoha, tsy maintsy nanontany an' I Dada sy Neny aloha, fa tsy avy hatrany dia migoka.
[2.472]
|
|
| Morphology |
| Present : |
migoka |
| Past : |
nigoka |
| Future : |
higoka |
| Imperative : |
migoha |
|
|