| Entry | misokàka (sokàka) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony: Tsy mahay mandrafitra mihitsy izay nanao ity latabatra ity; jereo fa misokaka ny zorony rehetra Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana, kidaladala: Zazalahy misokaka lahy Ibalita kely ity ~ Misokaka izy rehefa mahita fiarakodia goaibe [1.1] | |||||||
| Misokatra kely [1.13] | |||||||
| être disjoint, entr'ouvert, béant, niais [1.3] | |||||||
| Entrebâiller [1.13] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2025/08/05 |
|