| Entry | sokàka (kaka) | |
| Part of speech | adjective | |
| (rafitra) Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony (olona kidaladala) Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana azy [1.1] | ||
| Foolish [1.2] | ||
| Disjoint, mal ajusté, dont les joints bâillent Figuré: qui regarde la bouche béante, simple, imbécile [1.3] | ||
| Updated on 2025/08/06 |
|