| Entry | misava (sava) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra [1.1] | |||||||||
| To clear up, to disperse; to inspect something in detail [1.7] | |||||||||
| Dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | misavà (sava) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb misava | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/06/05 |
|