| Entry | misaina (saina) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mampiasa ny saina, ny fahazoana mahazo: Raha mba olombelona misaina koa.. Mandinika, mieritreritra: Revo misaintsaina ny amin' ny fanahy aho [1.1] | |||||||||
| To think; to consider, to ponder [1.7] | |||||||||
| Penser; méditer, considérer [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | misaina (saina) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb misaina | ||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/08/11 |
|