| Entry | misafay (safay) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| ( manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nisafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | miala safay ~ manao alasafay | ||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|