| Entry | miala safay | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | miala, safay | |
| ( manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! niala safay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1] | ||
| To trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2] | ||
| To work for appearance's sake only [1.7] | ||
| Travailler pour la bonne forme seulement [1.8] | ||
| Synonyms | manao alasafay ~ misafay | |
| Updated on 2023/06/08 |
|