| Entry |
miritirity
(ritirity)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandeha miridiridy ary maika: Rehefa manao zavatra izy miritirity foana [1.1]
|
| | To trot, to amble, to move the limbs excitedly [1.2]
|
| | Marcher rapidement en tendant le corps et les nerfs, en se tenant raide [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Tsiboboka ri-drano saho-miritirity fanao ny ratsy avo vava
[2.131]
|
| 2 | Papango didimaso voro-miritirity tsy mizaha tena koa manenitra olona hianao Ramatoa
[2.131]
|
|
| Morphology |
| Present : |
miritirity |
| Past : |
niritirity |
| Future : |
hiritirity |
| Imperative : |
miritiritia |
|
|