| Entry | mirimorimo (rimorimo) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Miezaka, mihazakazaka, miriotra, mimaona: Mirimorimo ny soavaly Misafoaka: Raha vao tohina izy dia mirimorimo Mimonomonona: Mirimorimo ny tandrimo Mifioka, mibizizioka: Nirimorimo ny vaton' ny antsamotady ka taitra daholo izay rehetra tao [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|