| Entry | mirefarefa (refarefa) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitaritarika: Mirefarefa ny akanjonao Misafosafo, mandalo akaiky: Mahafinaritra ny mahita irony voronkely mirefarefa eny ambony rano Madiva hilentika, misafosafo ny faravodilanitra: Efa mire tare fa sy tsy ho tana ny fahazavan' ny andro Mitavozavoza, mitaredretra raha manao zavatra: Mirefarefa izaitsizy izy rehefa manao zavatra Milasilasy, mitsiredretra, tsy mitandrina: Nirefarefa loatra ny anao lahy ka lasan' ny olona ny volany [1.1] | |||||||||
| Examples | Ary vantany vao mirefarefa kely izy, dia daka no mahazo ny fitombenany.
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mirefarefĂ (refarefa) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mirefarefa | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/10/20 |
|