|
|
|
|

Entry miraika (raika)
Part of speech active verb
 Mirona, mitongilana: Miraika ity andry ity izany fa aza manakaiky eto [1.1]
 To bend, to incline, to lean. [1.2]
 To lean; to be stirred or moved [1.7]
 être penché, incliné; s'émouvoir [1.8]
Examples hatao tahaky ny vary an-doharano / tsofin'ny rivotra tsy mba miraika / mitanin'andro tsy mba malazo [2.131]
Morphology 
Present : miraika
Past : niraika
Future : hiraika
Imperative : miraiha

Updated on 2023/07/30