| Entry | miova (ova) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Misolo ho hafa, manjary hala: Niova tokoa izy! Izy ilay mpisotro toaka taloha iny tonga olona mato-piainana ankehitriny Manolo amin' ny hafa: Niova lalana izy ireo nony nandre izany Tonga, lasa: Miova ho orana ny rahona rehefa sendra toerana mangatsiaka Miofo: Miova ho sahona ny tsiboboka [1.1] | |||||||||
| To change [1.7] | |||||||||
| Changer [1.8, 1.13] | |||||||||
| Se changer [1.8] | |||||||||
| Changé [1.13] | |||||||||
| Examples | Miova tsy ny fisahosahon'ny andiam-balala mandalo ny jirika nandalo eran'ny tampon-tanety.
[2.324] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | miovà (ova) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb miova | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/08/15 |
|