| Entry |
miondana
(ondana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manana ondana: Matory tsy miondana Mampiasa ho ondana: Miondam-bato [1.1]
|
| | To have a pillow under the head. [1.2]
|
| | To pillow one's head on [1.7]
|
| | Mettre la tête sur un oreiller [1.8]
|
| Examples | Tsy nijanonjanona izy, fa lasa niaraka tamin'izay, ka nahita an'Ilaizo miondana eo amin'Ilaimanga, mba efa mahahiratra ny masony.
[2.324]
|
| Morphology |
| Present : |
miondana |
| Past : |
niondana |
| Future : |
hiondana |
| Imperative : |
miondàna |
|
|
| Entry |
miondàna
(ondana)
|
| Part of speech | imperative of active verb miondana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|