| Entry | miolika (olika) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mivily, mihodina: Eto no miolika miankandrefana ny renirano [1.1] | |||||||||
| To wind about as a serpent; also same as miolaka. [1.2] | |||||||||
| être sinueux, en zigzag, en spirale, se détourner, serpenter [1.3] | |||||||||
| Examples | Irony lalana ery avaratra ery dia malomaloka toa lalana ela ary toa miolika atsy toa miolika aroa nefa manodidina no andrefan-tranon-dRatiakonohoniolona [2.131] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | miolaka ~ miolikolika | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|