| Entry | mila voa tsy ary | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | mila, voa, tsy, ary | |
| (izay soratana teny iray koa matetika: voatsiary): mitady zavatra tsy azo atao [1.1] | ||
| To desire to get what does not exist. [1.2] | ||
| (lit. to seek fruit not yet formed) to make unreasonable demands [1.7] | ||
| [ mila voatsiary ] Demander l'impossible [1.3, 1.196] | ||
| [ mila voatsiary ] (lit. chercher un fruit pas encore formé) avoir des exigences peu raisonnables [1.8] | ||
| Inventer des motifs de discorde [1.196] | ||
| Other spellings | mila voatsiary [1.1] | |
| Updated on 2023/06/13 |
|