|
|
|
|

Entry milaika (laika)
Part of speech active verb
 Mandeha miadana dia miadana ka misy fihetsehana kely atao
Mandihy amim-pahamendrehana, misonenika, toy ny fanao amin' ny lanonam-pamorana [1.1]
Examples Noroahiny hihahaka teny an-tsaha ny omby ary indry miverina, milaika tsimoramora hamonjy tanàna. [2.470]
Morphology 
Present : milaika
Past : nilaika
Future : hilaika
Imperative : milaikà

Entry milai (laika)
Part of speech imperative of active verb milaika [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20