|
|
|
|

Entry milafolafo (lafolafo (lafo))
Part of speech active verb
 Mihetsiketsika, mihoalahoala (mba hisintonana ny mason' ny olona, mba hanangoly): Milafolafo aoka izany io tovovavy io rehefa mandalo tovolahy [1.1]
Morphology 
Present : milafolafo
Past : nilafolafo
Future : hilafolafo
Imperative : milafolafoa

Updated on 2023/01/20