|
|
|
|

Entry mikoriana (koriana)
Part of speech active verb
 Mandeha midina moramora tsy dia mafy loatra toy ny rano maria nefa tsy miadandoatra koa toy ny rano amin' ny tany marin-tampona): Mahafinaritra ny mijery ity rano mikoriana tsy an-kijanona
Mitovy hevitra: misononoka
Mandeha tsara, misosa ho azy: Mikoriana erý izany fiainanareo eto izany
Miteny misononoka tsy miambatrambatra: Nikoriana erý ny lahateny ka hafaliana moa ny an' ny mpihaino [1.1]
 To flow smoothly; to glide; to run around playing [1.7]
 Couler paisiblement; prendre ses ébats [1.8]
Morphology 
Present : mikoriana
Past : nikoriana
Future : hikoriana
Imperative : mikoriàna, mikoriava

Entry mikoriàna (koriana)
Part of speech imperative of active verb mikoriana [Full list]
  [1.3]
Other spellings 

Updated on 2023/01/20