| Entry | mikofoka (kofoka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erỳ ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | mikofokofoka | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|