| Entry | mikofokofoka (kofokofoka (kofoka)) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erý ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany [1.1] | |||||||
| To fidget; to be continually agitated [1.7] | |||||||
| Frétiller, gigoter; être agité [1.8] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2014/09/25 |
|