| Entry | mikitrana (kitrana) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin' izahay nandeha nitsangantsangana tany Ambatofotsy, nikitrana ny vilany sy vilia tao anaty fiara Miady vava, mifanditra: Mikitrana isan' andro izao izy mirahavavy ireo Be dia be: Marina ve fa mikitrana ny omby any an-tsakalava? [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mikitràna (kitrana) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mikitrana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/10/27 |
|