|
|
|
|

Entry mikarenjy (karenjy)
Part of speech active verb
 Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena ny mpianatra rehefa fotoana fialan-tsasatra
Miraotra tsy voafehifehy: Mikarenjy eny an-tsaha ny omby aman' ondry
Mitovy hevitra: mifalihavanja ~ mihenjy ~ mihinjakinjaka ~ mitsambikimbikina [1.1]
 To pasture at liberty; to run around at play [1.7]
 Paître en liberté; gambader selon son bon plaisir [1.8]
Morphology 
Present : mikarenjy
Past : nikarenjy
Future : hikarenjy
Imperative : mikarenje

Updated on 2023/01/20