| Entry | mikarapoka (karapoka (kapoka)) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany [1.1] | |||||||||
| Examples | Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy.
[2.996] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Other spellings | miankarapoka | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|