| Entry | mijoretra (joretra) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa mijoretra hatry ny omaly [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | manjoretra | ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|