|
|
|
|

Entry mijinja (jinja)
Part of speech active verb
  [Bara] Mandringana [1.78]
 Manapaka amin' ny antsim-bary: Efa mijinja vary ny olona amin' izao faran' ny Avrily izao
Manapaka: Lasa nijinja fary Rakoto
Mandringana, mandripaka: Mijinja ny olona rehetra Rafahafatesana, na mahantra na mpanankarena
Mioty mandray vokatra: Samy hijinja ny nafafiny ny olona rehetra [1.1]
 To reap, to cut down [1.7]
 Moissonner, faucher [1.8]
Morphology 
Present : mijinja
Past : nijinja
Future : hijinja
Imperative : mijinjà

Entry mijinjà (jinja)
Part of speech imperative of active verb mijinja [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20