| Entry |
mijejojejo
(jejojejo (jejo))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manao fihetsehana tsy maotona mba hisintonana ny mason' ny olona, langa Mipelipelika, mampiseho toetra kasikasy, maivan-doha [1.1]
|
| | To be playful; to be lewd [1.7]
|
| | être dissipé, lascif [1.3, 1.8]
|
| | être léger, folâtre, libre [1.3]
|
| Examples | Tsy hamaly ny zanakavavinareo Aho, raha mijejojejo izy, na ny vinantovavinareo, raha mijangajanga izy;
[2.996]
|
| Morphology |
| Present : |
mijejojejo |
| Past : |
nijejojejo |
| Future : |
hijejojejo |
| Imperative : |
mijejojejoa |
|
|