| Entry | miibo | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miibo), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7 [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | miabo | ||||||
| Updated on 2010/05/14 |
|