|
|
|
|

Entry miabo (abo)
Part of speech adjective
 Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miiba), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7 [1.1]
 être élevé, être protubérant; est parfois employé dans un mauvais sens
être fier, hautain [1.3]
 Positif [1.13]
Examples Tsikaritra araka izany fa tsy mitsaha-miabo ny taham-pitomboan' io sehatra io nanomboka ny taona. [1.384]
Synonyms miibo
Antonyms 

Updated on 2024/12/01