| Entry | mihosy (hosy) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manitsakitsaka Manalemy ny bainga vonton-drano amin' ny fanitsakitsahan' ny tongotry ny omby azy mba hambolena ny ketsa [1.1] | |||||||||
| To trample the mud in ricefields [1.7] | |||||||||
| Piétiner les rizières [1.8] | |||||||||
| Examples | akory ity no zatovo tsy mihosy / akory ity no tsy mamboly tsy mamafy fa finaritra mamotsy hoho
[2.131] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|