| Entry |
mihontsina
(hontsina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany Taitra, mivadi-po, manambadi-po: Nihontsina iray ihany aho nahita ilay alika be nankeny amiko ~ Norahonako izy fa tsy nihontsina (Fiteny koa ny mihontsona) [1.1]
|
| | To start as from fear [1.7]
|
| | Frissoner; être agité [1.8]
|
| Examples | nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny;
[2.996]
|
| Morphology |
| Present : |
mihontsina |
| Past : |
nihontsina |
| Future : |
hihontsina |
| Imperative : |
mihontsìna |
|
|
| Entry |
mihontsìna
(hontsina)
|
| Part of speech | imperative of active verb mihontsina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|