|
|
|
|

Entry mihoha (hoha)
Part of speech active verb
 Miantso vonjy, manaitra
Miantsoantso maneso sy manebaka ho fanabantiana: Izay rehetra nifanena taminy dia nihoha azy hoe: Oainy re Ihofakondry! (Rainitovo) [1.1]
Morphology 
Present : mihoha
Past : nihoha
Future : hihoha
Imperative : miho

Entry mihohĂ  (hoha)
Part of speech imperative of active verb mihoha [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20