|
|
|
|

Entry mihoakoaka (hoakoaka (hoaka))
Part of speech active verb
 Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa
Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1]
Morphology 
Present : mihoakoaka
Past : nihoakoaka
Future : hihoakoaka
Synonyms mihoaka

Updated on 2023/01/20