|
|
|
|

Entry hoaka
Part of speech noun
 Lavaka, loaka anatin' ny hazo, vatolampy
Fisokafan'ny vava mitanatana mba hamoaka rivotra amin'ny fotoana mahanoana na ta hatory
Hery sy feo re rehefa mandoa [1.1]
Derivatives 

Entry hoaka
Part of speech noun
  [Tambahoaka] Varavarankely [1.78]
 Varavarankely boribory na lavalava fanao ambany tafo [1.13]
 Oeil de boeuf [1.13]

Updated on 2023/08/15