|
|
|
|

Entry mihizina (hizina)
Part of speech active verb
 Feno hipoka, tsy ahazoana mikofoka: Mihizina ny trano azon' ny vahoaka
Mihitsoka, milentika: Mihizina ao amin' ny hidin-trano ny fanalahidy
Mihidy, mihiboka: Mihizina ao an-trano ao izy
Mijanona ela, milentika: Nahoana no nihizina tany an-tsena tany ialahy?
Mihenahena, mitokona [1.1]
 To be crowded, full [1.7]
 être bondé [1.8]
Morphology 
Present : mihizina
Past : nihizina
Future : hihizina
Imperative : mihizìna

Entry mihizìna (hizina)
Part of speech imperative of active verb mihizina [Full list]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20