| Entry | mihevitra (hevitra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mamorona na manan-javatra ao an-tsaina, ao an-doha; misaintsaina: Tsy tsara ny mihevi-dratsy olona Mieritreritra: Latsadranomaso izy nihevitra ny fahorian-janany Mandinika lalina, miady hevitra momba: Mihevi-draharaha ny lehibe ka tsy azo kotabaina Mikasa, manampo, mikendry: Mihevitra ny hiainga rahampitso aho Mandray, mitsara: Ahoana no iheveranao an' izany fihetsiky ny zakaizanao izany Mino, mieritreritra: Iza no hihevitra fa hahavita izany Rangahy iny [1.1] | |||||||||
| To think, to consider; to talk over [1.7] | |||||||||
| Penser, penser à; méditer, délibérer sur [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|