| Entry | mihehy (hehy) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mikaoka amin' ny tongotra dia manely: Nihehy ny fako teo ny akoho ka izany no nahatonga ny tokotany haloto Mihady: Mihehy ny tany ny saka Mamokatra, mamongotra: Nisy nihehy ny voanjo tatsy atsimon-tanàna Mitady hahalala momba ny...: Nihehy ahy ny mpitsikilo tamin' ny fivoriana nataonay fa tsy niteny na inona na inona aho [1.1] | |||||||||
| To scratch in the ground. [1.2] | |||||||||
| To scratch the ground; to paw the ground [1.7] | |||||||||
| Gratter la terre, creuser avec les pattes [1.8] | |||||||||
| Examples | Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana.
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mihehy | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Bara, Taisaka] Mihomehy [1.78] | |||||||||
| [Tanala] Mihomehy: Kaja mihehy ny kivahe mahia sandré ibojan'ny volone (aza homehy ny amboa mahia sao ipariahan'ny volony) [1.78] | |||||||||
| Updated on 2022/09/12 |
|