| Entry |
hehy
|
| Part of speech | noun
|
| | Tsiky mampiseho nify noho ny hafaliana, arahim-peo mafy tapatapaka, na mikarantsana [1.1]
|
| | A laugh, laughter [1.2, 1.7]
|
| | Le rire [1.8]
|
| | Rire [1.5]
|
| Examples | Toran' ny hehy izy dia lasa nivoaka.
[2.4]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
hehy
|
| Part of speech | noun
|
| | Fihohazana ny tany hiparitaka, na fanelezana voan-javatra efa voangona [1.1]
|
| | The scratching of the ground by poultry, etc. see hohy. [mal. Kakas.] [1.2]
|
| | The act of scratching the ground [1.7]
|
| | Action de gratter la terre [1.8]
|
| | Action de gratter la terre avec les patt [...] [full text in 1.5]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
hehy
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Fihetsiketsiky ny hazo tsofin-drivotra [1.78]
|
|
| Entry |
Hehy
|
| Part of speech | name (newspaper)
|
| Author | |
| Vocabulary |
| Tables and plates | All the titles
|
|