|
|
|
|

Entry migaina (gaina)
Part of speech active verb
 Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany
Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy
Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara [1.1]
Morphology 
Present : migaina
Past : nigaina
Future : higaina
Synonyms migaingaina

Updated on 2023/01/20