| Entry | migadragadra (gadragadra) | |
| Part of speech | adjective | |
| Toa farimparina na vaky (feo): Migadragadra ny feon' ity sakan-jazalahy ity [1.1] | ||
| Having a rough voice, having a flaw in the sound. [1.2] | ||
| Avoir la voix, le son rauque, cassé [1.3] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|