| Entry |
gadragadra
|
| Part of speech | noun
|
| | Karazam-borona (Pterocles) [1.1]
|
| | [Provincial]
A bird; the sand grouse [1.2]
|
| | Oiseau. Espèce de Pterocles. [1.3]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Pterocles |
|
| Entry |
gadragadra
|
| Part of speech | noun
|
| | Fihararetrana feon' olona toy ny vaky na feon-javatra toy ny mitriatra nony voadona, tsy mikarantsana fa toa mitriatra [1.1]
|
| | Harshness of the voice, a rough voice A flaw in the sound, as the sound of a cracked pot. [1.2]
|
| | Voix sourde, cassée [1.3]
|
| Vocabulary |
| Derivatives |
|
| Entry |
gadragadra
|
| Part of speech | adjective
|
| | Mihararetra toa vaky, farimparina: Gadragadra ny feonao izany [1.1]
|
| | Fêlé, rauque [1.3]
|
|