| Entry |
mifantina
(fantina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Maka na manavaka izay tsara, mitsaika: Mifantina izay vary tsara hambolena Maka izay tsara amin' ny sisa maro hafa, mifidy: Mifantina ny sakaizany izy [1.1]
|
| | To select, to choose, to pick out, to cull. [1.2]
|
| | To pick out, to select [1.7]
|
| | Trier, choisir [1.3, 1.8]
|
| | Sélectionner [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Nifantina ny ovim-bazaha hamidy aho (J’ai trié, choisi les pommes de terre qu’il faut vendre)
[1.3]
|
| 2 | Nifantina zazalahy roa mahay mba hanampy ahy aho (J’ai choisi deux garçons instruits pour m'aider)
[1.3]
|
| 3 | Satria noheverina ho fanompoana moa izany, nilaza ireo nanome fa ampy azy ny fisahiranana nifantina na nanomana ireo vokatra haseho
[2.472]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mifantina |
| Past : |
nifantina |
| Future : |
hifantina |
| Imperative : |
mifantena |
|
|