|
|
|
|

Entry fantina
Part of speech noun
 Fifidianana, fakana izay tsara: Atao tsara fantina ny voankazo haondrana [1.1]
  [1.2]
 Choix, triage [1.3]
Examples Toerana tsara fantina mihitsy Andavabato. [2.508]
Derivatives 

Updated on 2023/08/11