| Entry | mifanohitra (tohitra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mifanalavitra be toy ny atsimo sy avaratra, mifanipaka, mifandaka: Mifanohitra ny mamy sy ny mangidy Tsy mitovy hevitra, miady: Mifanohitra ny Tandrefana sy ny Tatsinanana Tsy mifanaraka, tsy mifandrindra: Mifanohitra ny teny lazain' ny vavany sy ny asa ataony Tsy mifanaraka amin' ny..,: Mifanohitra amin' ny fitsipiky ny Fikambanana ny nataonao ka horoahina ianao [1.1] | |||||||||
| Opposé, contraire [1.13] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|