| Entry | mifanindry (tsindry) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Enti-milaza zavatra roa ka ny iray eo ambonin' ny iray Enti-milaza zavatra roa tonga na mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanindry tamin' ny fanadinanay ny nahaterahan' ny zanak' anabaviko [1.1] | |||||||
| S'empiler, se chevaucher [1.13] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | mifampitaingina ~ mifanongoa | ||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|