| Entry |
mifangaro
(fangaro (haro))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mitambatra ka tonga sarotra avahana: Nifangaro ny ondrintsika Mitambatra ho iray: Tsy mety mifangaro amin' ny rano ny menaka Miharo, miaraka amin' ny.,.: Aza mifangaro amin' ireo ankizy mpitabataba ireo ire Miaraka misafotofoto, mifanosona: Mifangaro ao dahoio ny lambanareo ka samia maka ny azy [1.1]
|
| | To be mixed together [1.7]
|
| | Se mélanger, être mélangés [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Mangatsiaka sy vao latsa-panala ny maraina amin' izay ary mifangaro tsy misy anavahana azy intsony ny setroky ny mpahandro hani-masaka sy ny zavona mamirifiry.
[2.470]
|
| 2 | Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy.
[2.472]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mifangaro |
| Past : |
nifangaro |
| Future : |
hifangaro |
| Imperative : |
mifangaroa |
|
|