| Entry | fangaro (haro) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo:
Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy Azo haroina: Tsy fangaro itỳ anana itỳ rehefa andrahoina Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina [1.1] | ||
| Combinaison [1.13] | ||
| Examples | Ka nofiko, hono, fa tany no nonina, Tamim-piadanana tsisy fangaro;
[1.240] | |
| Derivatives |
| |
| Analogs | haro ~ laro | |
| Updated on 2023/10/12 |
|